Fanarenana sy fanatsarana ny làlan-tany RIP 118

Welcome to WordPress. This is your first post. Edit

Vita ny fanarenana sy fanatsarana ny làlan-tany mirefy 9km sy 400m mampitohy ny làlana RIP 118 sy ny kominina MANDISO.Izao no tanteraka dia tafiditra ao anatin’ny Programan’asan’ny Governoran’i Faritra Anôsy, mba hanatanterahana ny veliranon’Andriamatoa Filoham-pirenena ,ka hahafahan’ny vokatra sy ny olona mifamezivezy amin’ny alalan’ny fampifandraisan’ny kaominina samy kaominina.Marihina fa ireo fitaovana( milina vaventy) avy tamin’ny fitondram-panjakana no nampiasaina , ary ireo teknisianina avy ato amin’ny Governoran’ny Faritra no nanatontosa ny asa.

Une réflexion sur “ Fanarenana sy fanatsarana ny làlan-tany RIP 118 ”

  • mai 10, 2022 à 11:32
    Permalink

    Hi, this is a comment.
    To get started with moderating, editing, and deleting comments, please visit the Comments screen in the dashboard.
    Commenter avatars come from Gravatar.

    Réponse

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée.